Andininy Protestanta Malagasy 9 Tsara ny roa noho ny iray; fa misy valiny tsara ny fisasarany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7E946E87-BB3A-4C77-B7AB-5D09A5014410 10 Raha misy lavo izy, dia arenin'ny namany; fa mahantra ny lavo izay tsy manana namana hanarina azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|847843A3-0F22-47FB-B92F-23E357F82CC7 11 Ary koa, raha miara-mandry ny roa, dia mafana izy; fa hatao ahoana no hampahafana ny irery? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1B9C190E-35BD-4405-BFEC-CCFDFEE914FF 12 Raha misy maharesy ny irery aza, ny roa tsy ho leony tsy akory; ary ny mahazaka telo olana tsy mora tapahina. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8FD12447-BB23-4261-B22C-25C8C80D299F
|