Andininy
Protestanta Malagasy
1
Efa tonga eto an-tsahako aho, ry havako ampakariko; Mioty ny miorako mbamin'ny zava-manitro aho; Efa homana ny toho-tanteliko mbamin'ny tanteliko aho, Ary efa misotro ny divaiko mbamin'ny rononoko; Homàna hianareo, ry sakaizako, Misotroa, eny, mivokisa divay, ry malala.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany