Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary hiteny ianao amin'izany andro izany hoe: Hidera Anao aho, Jehovah ô; Fa na dia tezitra tamiko aza Hianao, dia* afaka ny fahatezeranao, ka mampionona ahy Hianao. [Na: Fa tezitra tamiko Hianao, nefa]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7381DE09-299A-480D-B7B2-10FCE2AF1567
2
Indro, Andriamanitra no famonjena ahy; dia hatoky aho, fa tsy mba hatahotra; Fa Jehovah Tompo no heriko sy fiderako, fa efa famonjena ahy Izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DB45569E-5823-4ADA-9D89-7B3CB1126234
3
Koa amin'ny fifaliana no hantsakanareo rano amin'ny loharanom-pamonjena.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F032F768-B8F2-42F5-BEE4-26BC6FD41F9D
4
Ary hiteny ianao amin'izany andro izany ka hanao hoe: Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany, ampahafantaro any amin'ny firenena ny asany. Ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E7E09EC5-8A30-4F54-A3B2-B8E13EC71A25
5
Mankalazà an'i Jehovah, fa asa lehibe no nataony; Ary aoka ho fantatra any amin'ny tany rehetra izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9627B6B4-1977-4414-B6EF-BB52452409B9
6
Miantsoa mafy sy mihobia, ry mponina any Ziona; Fa lehibe ao afovoanao ny Iray Masin'ny Isiraely.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AA7CAA93-720E-4421-B1C1-E0B109A4169F
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany