Andininy Protestanta Malagasy 12 Endrey! latsaka avy tany an-danitra ianao, ry ilay fitarik'andro, zanaky ny maraina; Voakapa hianjera amin'ny tany ianao, ry ilay mpandripaka firenena. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64236ADC-7663-4E2B-9692-66BF84D449FA 13 Ary ianao efa nanao anakampo hoe: Any an-danitra no hiakarako, ary ambonin'ny kintan'Andriamanitra no hanandratako ny seza fiandrianako; Dia hipetraka eo an-tendrombohitra; fivoriana any am-parany avaratra aho; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|75EAB6EA-BA62-480B-BE2C-A070EB6285B5 14 Hiakatra ho any ambonin'ny havoan'ny rahona aho ka ho tahaka ny Avo Indrindra; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D8AA23C1-4078-46F3-A252-D726AA45256D 15 Kanjo hampidinina hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita* ho any ampara-vodilavaka ianao.[Heb. Sheola] qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3ABB8131-A811-4CF0-A358-7F505D5EE01C
|