Andininy
Protestanta Malagasy
2
Iza no nanaitra avy any atsinanana ilay nomban'ny fahamarinana tamin'ny diany rehetra*, ary nanolotra ny firenena ho eo anatrehany, ka nampanapahiny ireo mpanjaka izy? Iza no nanao ny sabany ho tahaka ny vovoka, ary ny tsip├Čkany ho tahaka ny vodivary voapaoka? [Na: nantsoin'ny fahamarinana hanaraka azy]
3
Mipaoka ireo izy ka mandroso soa aman-tsara any amin'izay lalana tsy mbola nodiavin'ny tongony.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany