Andininy Protestanta Malagasy 1 Fa ankehitriny dia mihainoa, ry Jakoba, mpanompoko, sy ry Isiraely, izay nofidiko; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DF7AC807-A2A1-46DC-A178-6450B1FC364C 2 Izao no lazain'i Jehovah Izay nahary anao sy namorona anao hatrany am-bohoka sady mamonjy anao: Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko, Ary ianao, ry Jesorona*, izay nofidiko; [Jesorona dia anaran'ny Isiraely] qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F349D622-26F2-49C3-A952-06CB89C636F6
|