Andininy Protestanta Malagasy 20 Mivoaha hiala any Babylona; miezaha avy any amin'ny Kaldeana; torio amin'ny feo mahafaly, ary ambarao, ka aelezo hatrany amin'ny faran'ny tany, lazao hoe: Jehovah efa nanavotra an'i Jakoba mpanompony. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CCEEFB37-4E41-42E4-AAB8-9D8FDAEB419A
|