Andininy Protestanta Malagasy 5 Ary ankehitriny, hoy Jehovah, Izay namorona Ahy hatrany am-bohoka ho Mpanompony, hampodiana ny Jakoba ho ao aminy indray sy hamoriana ny Isiraely ho ao aminy, (Fa mahazo voninahitra eo imason'i Jehovah Aho, Ary Andriamanitro no heriko), qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|567AB6C7-5C91-4CAA-BC92-34A937290C4C 6 Eny, hoy Izy: Mbola zavatra kely foana, raha tonga Mpanompoko hanandratra ny firenen'i Jakoba Hianao sy hampody ny Isiraely svoaro; Fa homeko ho fanazavana ny jentilkoa Hianao, mba ho famonjeko hatrany amin'ny faran'ny tany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7DC121A2-1C67-4054-8C35-EBBADE3E5008
|