Andininy
Protestanta Malagasy
1
He! ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa amin'ny rano! Ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividia, ka homàna! Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|32C9E717-48E6-4E2A-8EA0-FDE38EE6B120
2
Nahoana ianareo no mandany* vola amin'izay tsy hanina, ary ny vokatry ny fisasaranareo amin'izay tsy mahavoky? Mihainoa dia mihainoa Ahy, ka hano izay tsara, dia aoka hiravoravo amin'ny matavy ny fanahinareo.[Na: mandanja]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|02360B06-B2B5-4EEB-B396-AB1EE9F5E12D
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany