Andininy Protestanta Malagasy 11 Ary hoy izaho: Tompo ô, mandra-pahoviana anefa? Dia hoy Izy: Mandra-pahafoanan'ny tanàna, ka tsy hisy mponina, Ary ny trano tsy hisy olona, Ary ny tany ho lao tokoa; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9C94961F-2E4F-44B4-9102-F7A96EAD251B 12 Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin'ny tany; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9F0B241A-974A-49B4-83E7-986344DADDB5 13 Ary na dia misy ampahafolony aza sisa, Dia mbola hosimbana ihany koa izany Kanefa kosa tahaka ny hazo terebinta sy ny ôka, Izay mbola misy fotony ihany na dia voakapa aza, Dia toy izany no mbola hisiana taranaka masina ho fotony. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B73F30BA-9407-430E-BA9E-69460A85435E
|