Andininy
Protestanta Malagasy
6
Dia nanidina nanatona ahy ny serafima anankiray nitondra vain'afo* teny an-tànany, izay nalainy tamin'ny ny tandra avy teo amin'ny alitara.[Na: vato mahamay]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8C7EBFD2-D6D3-4B64-B147-8809BE0199F1
7
Ary natehiny ny vavako izany, ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin'ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F4FB2ABE-BF67-4F04-8B5D-5EA255C43327
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany