Andininy Protestanta Malagasy 1 Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko, satria Jehovah efa nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana* ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava, [Heb. hamehy] qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ECA17F74-0012-427E-A470-11A1FC3584FE 2 Hitory taona ankasitrahan'i Jehovah sy andro famalian'Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1D44C740-E075-44C1-AC56-5AC03B81E26D
|