Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary tonga tamiko ny tenin'i Jehovah hoe:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3F674E42-72D7-4B4B-B3CF-C60A2D5CD533
2
Aza manam-bady hianao, Ary aoka tsy hanan-janakalahy na zanakavavy amin'ity tany ity.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E5D268C8-93BC-4B79-9EC8-B98EDCA48601
3
Fa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny zanakalahy sy ny zanakavavy izay teraka amin'ity tany ity Sy ny amin'ny reniny izay niteraka azy Ary ny amin'ny rainy izay niteraka azy amin'ity tany ity koa:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D41FD19F-9C36-45AC-86F6-3867B55D834F
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany