Andininy
Protestanta Malagasy
34
Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy intsony izy hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra. Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra, hoy Jehovah; Fa havelako ny helony, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany