Andininy
Protestanta Malagasy
3
dia niditra ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona rehetra ka nipetraka teo amin'ny vavahady ampovoany, dia Nergala-sarezera sy Samgarnebo sy Sarsekima, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, mbamin'ny sisa rehetra amin'ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany