Andininy
Protestanta Malagasy
31
Nebokadnezara mpanjaka nampitondra teny ho any amin'ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin'ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ABEAB28F-09E9-4AC1-B60C-01C4CFDC3795
32
Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon'Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC86EDA6-D01B-423E-88D3-8740B1F4BCB5
33
Akory ny halehiben'ny famantarany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|17C82892-A07D-4967-B607-6950C93CB2E0
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany