Andininy Protestanta Malagasy 8 Ary dia nihahery indrindra ilay osilahy; nefa nony nahery izy, dia tapaka ilay tandrony lehibe; ary nisy efatra lehibe nipoitra nisolo iny nifanandrify tamin'ny rivotra efatry ny lanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D6D80147-EB71-4C06-B619-F91435895382 9 Ary nisy tandroka kely nipoitra avy tamin'ny anankiray amin'ireny ka nihalehibe indrindra nianatsimo sy niantsinanana ary nankany amin'ny tany mahafinaritra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B45271C2-E7DE-4291-84BE-6FE379BF1249 10 Ary nihalehibe izy ka nihatra tamin'ireo maro be eny amin'ny lanitra; ary nisy nazerany ho amin'ny tany ireo maro be sy ny kintana ka nohitsakitsahiny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DFF97B6B-E8B6-46B3-A885-EE3579F52006 11 Eny, nihalehibe izy ka dia niady tamin'ny Komandin'ireo maro be, ary nesorina taminy ny fanatitra isan'andro, ary ny fitoerana masina noravana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|772D7FE7-2153-4D8C-BD4C-D2D48F746D9B 12 Ary nisy maro be mbamin'ny fanatitra isan'andro natolotra azy noho ny fahadisoana, dia nazerany ho amin'ny tany ny fahamarinana; ary niasa izy sady nambinina. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|07589EA5-CC13-48D8-A7A3-D9DC843FCD7B
|