Andininy
Protestanta Malagasy
1
Mihainoa izao teny izao, ianareo vantotr'ombivavin'i Basana, izay eny an-tendrombohitr'i Samaria, dia ianareo izay mampahory ny mahantra sy manorotoro ny malahelo ary manao amin'ny vadinareo* hoe: MitondrĂ  hosotrointsika. [Na: ny tomponareo: Heb. tompony, na vadiny]
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1623F548-B4C5-4503-9DBE-763F7DFCEFA1
2
Jehovah Tompo efa nianiana tamin'ny fahamasinany hoe: Indro, ho avy aminareo ny andro hitarihany anareo amin'ny farango sy izay sisa aminareo amin'ny fintana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|585FE73E-996E-49F8-ACE8-91312F452A2D
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany