Mika 3: 1-12

Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary hoy izaho : Masina hianareo, mihainoa, ry loholon'i Jakoba, Sy hianareo mpanapaka ny taranak'Isiraely : Tsy anjara-raharahanareo va ny hahalala ny rariny?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4A1480C0-DD7E-46F6-AB36-AE9E7C44276C
2
Dia hianareo izay mankahala ny tsara ka tia ny ratsy, izay manendaka ny hoditry ny olona Sy ny nofony amin'ny taolany,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D90A6EFD-69CE-4E53-A1A9-7C76572828BA
3
Eny, hianareo izay homana ny nofon'ny oloko koa Sady manendaka ny hodiny Ary mamakivaky ny taolany; Eny, mitetika azy toy ny hatao am-bilany izy, Ary toy ny hena ao anatin'ny fahandroan-kena.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|12993CCF-71E6-49FC-AF5E-50D6D551C2A0
4
Amin'izany dia hitaraina amin'i Jehovah izy, Nefa tsy hohenoiny; Hanafina ny tavany aminy amin'izany andro izany Izy Araka ny faharatsian'ny nataon'ireo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5C92AA0F-B9E1-4EA2-A65D-DD7641AB20A6
5
lzao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mpaminany izay mampaniasia ny oloko, dia ireo izay manaikitra amin'ny nifiny, nefa mitory fiadanana, ary izay tsy manisy hanina eo am-bavany kosa dia iantsoany hanaovana ady masina :
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0CA7723B-6ACA-427F-9893-519FD543A900
6
Koa izany no hisian'ny alina aminareo ka tsy hisy fahitana, Ary ny maizina aminareo, ka tsy hisy fankatovana; Fa hilentika tsy hanazava ny mpamina ny masoandro, Ary ho maizina aminy ny andro,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5B369E6A-021A-4903-B3CE-76EEF3F41A23
7
Dia ho menatra ny mpahita, Ary hangaihay ny mpanao fankatovana; Eny, hitampim-bava avokoa izy rehetra, Satria tsy misy valiny avy amin'Andriamanitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|46D254D3-07F1-46AE-ABC3-F8B9A88F7DD1
8
Fa izaho kosa dia feno hery, dia Fanahin'i Jehovah, Mbamin, ny rariny sy ny faherezana Mba hanambara amin'i Jakoba ny helony Sy amin'Isiraely ny fahotany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CE4B8907-75C1-4B90-87F2-76F007BC8E2B
9
Masina hianareo, mihainoa izao, Ry loholon'ny taranak'i Jakoba, Sy ry mpanapaka ny taranak'Isiraely, Dia hianareo, izay manao ny rariny fahavetavetana Sy mamadika ny hitsiny rehetra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F2D016FD-A5AE-4AB4-8E9A-54A114957888
10
Dia izay manangana an'i Ziona amin'ny fandatsahan-dra Sy Jerosalema amin'ny faharatsiana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2138AE15-8B1B-46B5-8716-28611553F72D
11
Ny mpifehiny mitsara hahazoany kolikoly, Ary ny mpisorony mampianatra hahazoany karama, Ary ny mpaminany manao fankatoavana hahazoany vola; Nefa Jehovah mbola iankinany ihany hoe : Tsy ato amintsika va Jehovah? Tsy hisy loza hanjo antsika.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E1A64ABF-CC71-4E03-ADCF-84E04DDAE875
12
Koa dia hasaina toy tanimboly Ziona noho ny nataonareo, Ary Jerosalema ho tonga korontam-bato, Ary ny tendrombohitra misy ny trano dia ho tonga toy ny havoana mifono ala.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CC5C57F3-DA00-4D73-9390-5E69BA7E1945
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany