Andininy
Protestanta Malagasy
34
Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin'ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E6312A59-C8A8-48B7-B418-375427E1DEF3
35
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin'ny rainy, ary ny zanakavavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozanivavy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|67F94C46-17F2-4673-A6A5-D04A087A3212
36
ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.(Mik 7.6)
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|454A5173-9611-49C1-979D-5E4561AC74D0
37
Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy, ary izay tia ny zanani-lahy na ny zanani-vavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9ADB5883-B04B-449B-B084-5E60F79822D7
38
Ary izay tsy mitondrany hazo fijaliany ka tsy manaraka Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2100D309-303E-4625-BAE5-AEABEA697726
39
Izay mamonjy ny ainy no hamery azy; ary izay mamery ny ainy noho ny amiko dia hahazo azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|09D9C05B-D64A-4C5B-A514-9C6DF0014BFC
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany