Andininy
Protestanta Malagasy
5
Ireo roa ambin'ny folo lahy ireo dia nirahin'i Jesosy ka nodidiany hoe: Aza mandeha any amin'ny làlan'ny jentilisa, ary aza miakatra amin'izay tanànan'ny Samaritana,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0F539EF5-74E7-4C5A-BAB8-EC7BFB6C0CA3
6
fa aleo mankany amin'ny ondry very amin'ny taranak'Isiraely.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|31BDFF53-7A51-4E66-B821-E538EF393AC9
7
Ary raha mandeha hianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CA5835D6-7997-4715-9F52-A7F84438DD83
8
Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana hianareo, koa manomeza maimaimpoana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|450CA7D8-F425-497B-AA3E-C4EE88643B4D
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany