Andininy Protestanta Malagasy 15 Fa Jesosy nahalala izany, ka dia niala teo. Ary nisy olona betsaka nanaraka Azy, ka dia nositraniny avokoa izy rehetra; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E97EC358-5A09-4477-A2B8-6F326688A857 16 ary nandrara azy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9737C5DB-2099-47C1-9348-1CE6015F9E5B 17 mba hahatanteraka izay nampilazaina an'Isaia mpaminany hoe: qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EA35F7BF-ABDE-4963-B5F1-F1A9558C9E0D 18 Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko, Ny Malalako, Izay sitraky ny foko indrindra; Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin''ny jentilisa Izy; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|475DDE7A-1AE4-4C83-9E6A-170FAFEA61A1 19 Tsy hifanditra, na hiantso mafy Izy; Ary tsy hisy handre ny feony any an-dàlana; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6AE37912-9549-4F03-AE7A-C60A4017EE10 20 Tsy hotapahiny ny volotara torotoro, Ary tsy hovonoiny ny lahin-jiro manetona, Ambara-pamoakany ny rariny ho mpandresy; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E4F3648D-BC38-446D-A270-F2646BD33E24
|