Andininy Protestanta Malagasy 23 Koa raha misy manao aminareo hoe: Indro, aty Kristy, na: Indro, ary; aza mino hianareo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|220E8BB6-4D79-4558-8B2A-27D2B877B8B9 24 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2CEFFABD-0B4E-470B-8190-247F88DFD505 25 Indro, voalazako aminareo rahateo izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3E454F7A-59E5-4CEC-8574-8E51865D391D 26 Ary amin'izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany hianareo; Indro, ao amin'ny efi-trano Izy, aza mino. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A701C82C-6377-49E1-A52E-6DBD3B0E2AC4 27 Fa tahaka ny helatra avy any atsinanana ka hita hatrany andrefana, dia ho tahaka izany ny fihavian'ny Zanak'olona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C870B8BC-7A47-4A1E-BC3B-5426775974CD 28 Fa izay itoeran'ny faty, dia any no hiangonan'ny voromahery. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E3690A08-378E-4240-8263-466EA5502A34 29 Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C0A76275-39AD-41CC-9BDB-A174B09B3DA5 30 Ary amin'izany andro izany dia hiseho eo amin'ny lanitra ny famantarana ny Zanak'olona, ka dia hitomany ny firenena rehetra ambonin'ny tany, ary hahita ny Zanak'olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin'ny rahon'ny lanitra izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1BEC186E-2832-48A5-990A-884BF005F0C4 31 Ary amin'ny ampanenoana mafy ny trompetra dia haniraka ny anjeliny Izy, ary hangonin'ireo ny olom-boafidy avy amin'ny vazan-tany efatra hatramin'ny faravodilanitra rehetra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|627A7F98-6540-495C-A56A-E0C7D5AEE166
|