Andininy Protestanta Malagasy 18 Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy ety an-tany; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBB289C6-6CCA-428A-AE07-5DBEF3DDCDCE 19 koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F28E5732-6721-47ED-AE91-93C74A43A5D2 20 sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F1EAE388-5E24-422F-8562-F1D9C35615C1
|