Matio 5: 13-14

Andininy
Protestanta Malagasy
13
Hianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahan'ny olona.
14
Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanĂ na miorina eo an-tampon-tendrombohitra.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany