Marka 11: 1-33
Toriteny na fanazavàna - "Laisser Jésus inspecter ma vie" 
Toriteny na fanazavàna - "La place de la Parole de Dieu dans ma vie" 

Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary raha nanakaiky an'i Jerosalema tao Betifaga sy Betania any an-tendrombohitra Oliva izy, dia naniraka roa lahy tamin'ny mpianany Jesosy
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A6A7AE58-D07B-4B23-B0A7-0BABC70D00B8
2
ka nanao taminy hoe: Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa; ary raha vao miditra eo hianareo, miaraka amin'izay dia hahita zana-boriky mifatotra, izay tsy mbola nitaingenan'olona; vahao izy, ka ento ety.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|25B559E6-CA96-4C82-A2A9-B1262C698F99
3
Ary raha misy olona manao aminareo hoe: Ahoana no anaovanareo izao? Dia lazao hoe: Misy raharaha analan'ny Tompo azy; dia havelany ho entina ety indray miaraka amin'izay izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5D2119FF-D4E9-4B8E-A175-8ACCA4CC5AA7
4
Dia nandeha izy ka nahita zana-boriky nifatotra teo ala-trano anilan'ny varavarana teo an-dàlana, dia novahany izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D2A7ACAC-6BC9-4EC3-AB0A-7CDE80CE9DCD
5
Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F46EA43C-FA6C-4B52-8CCD-A4C4194D3D96
6
Ary izy nilaza taminy araka izay nolazain'i Jesosy taminy, dia navelan'ny olona handeha izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B27EE948-F46C-4A8D-AFCF-6B47A16B4D4C
7
Ary nentiny teo amin'i Jesosy ny zana-boriky, dia nataony teo amboniny ny lambany; ary Jesosy nitaingina azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B0708786-E75D-40E9-8968-C650A74C00BE
8
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dàlana; ary ny sasany kosa nampihahaka rantsan-kazo izay efa nalainy tany an-tsaha.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D561A1DE-E297-47AA-84CB-510BEFC8E668
9
Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: Hosana! Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|84347D10-25C1-421A-BF96-C2083471270F
10
Hotahina anie ny fanjakana izay avy, dia ny an'i Davida raintsika! Hosana any amin'ny avo indrindra (Sal.118.26).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E694C604-035C-460A-953C-264A31F12773
11
Ary Jesosy niditra tany Jerosalema ka nankeo an-kianjan'ny tempoly; ary rehefa nijerijery ny zavatra rehetra Izy, sady efa hariva ny andro tamin'izay, dia niala Izy mbamin'ny roa ambin'ny folo lahy ka nankany Betania.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F1FFC2BA-E1E4-48E0-82AF-184DD98AC970
12
Ary nony ampitson'iny, rehefa niala tany Betania izy, dia noana Jesosy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|39D7255A-F89F-4AE7-8F5B-47A52AB709E3
13
Ary nahatsinjo aviavy anankiray mandravina ery lavidavitra Izy, dia nankeo, fa toa hahita voany eo aminy; kanjo nony tonga teo aminy Izy, dia tsy nahita na inona na inona, afa-tsy ravina ihany; fa tsy mbola tonga ny taom-pamoazan'ny aviavy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C747B620-ED4D-4DE9-93C0-105B2EAFD53F
14
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Aza misy mihinana voa avy aminao intsony mandrakizay. Ary ny mpianany nahare izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6A187D99-E315-49E0-91A5-E6348C3C1ADC
15
Ary tonga tany Jerosalema izy; ary Jesosy niditra teo an-kianjan'ny tempoly, dia nandroaka izay nivarotra sy izay nividy teo an-kianjan'ny tempoly sady nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan'ny mpivarotra ny voromailala;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|07CE8683-883A-4C07-AB28-4686E420910C
16
ary tsy navelany hisy olona hitondra fanaka handeha hamaky ny kianjan'ny tempoly.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F559F64E-E5DB-4628-A0B8-E05AEF795D45
17
Dia nampianatra Izy ka nanao taminy hoe: Tsy voasoratra hoe va: Ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra?(Isa. 56.7); fa hianareo kosa efa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy(Jer. 7.11).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|13F2AB6D-407B-40BE-85D7-12B4EA1134AE
18
Ary nahare izany ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny mpanora-dalàna, ka dia nitady izay hamonoany Azy; saingy natahotra Azy izy, satria talanjona ny vahoaka rehetra noho ny fampianarany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6A73F13C-28CE-4377-9347-36E03B8C6901
19
Ary isan-kariva dia niala tao an-tanàna Izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|62DCDF8F-A17B-4C11-BE8E-45A22BF0BCC9
20
Ary nony maraina, raha nandalo izy, dia hitany fa efa nalazo hatramin'ny fakany ilay aviavy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|363CD6CD-AED8-45A2-A5CE-FE7D54C76F3A
21
Ary Petera nahatsiahy ka nanao taminy hoe: Raby ô, indro fa efa malazo ilay aviavy nozoninao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|635FE656-B91B-4672-A425-794A022F32C8
22
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an'Andriamanitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DA319B53-7D79-47E7-93E9-CEE76C27DE5B
23
Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no hilaza amin'ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, ka tsy hiahanahana ao am-pony, fa hino fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9D6CA118-C2AA-4E90-B56E-6503B7A72C70
24
Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray hianareo, dia ho azonareo izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A7EB94E2-8BA8-438C-83D0-CAC92B5167B4
25
Ary raha mitsangana mivavaka hianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan'ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D76C951F-52B0-4BA7-A2F3-73515E99BD22
26
Fa raha hianareo tsy mamela heloka, ny Rainareo Izay any an-danitra kosa tsy hamela ny helokareo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4A2D49AA-0361-4283-A946-7ACED9ABCFDB
27
Ary tonga tany Jerosalema indray izy; ary raha nitsangatsangana teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nanatona Azy ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DE42994E-C465-4457-A0CC-41A686487935
28
ka nanao taminy hoe: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? Ary iza no nanome Anao izany fahefana izany hanaovanao izao zavatra izao?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|64350837-693C-44F0-AA10-C3AA83A699AF
29
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Hanontany anareo zavatra iray loha kosa Aho, ka valio Aho; ary dia holazaiko aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao:
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A195D357-40CC-40EF-A937-B24E2816DC6B
30
Ny batisan'i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin'ny olona? Valio Aho.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ABF029CC-B77F-410A-9DDF-0D06FF784D50
31
Ary izy ireo niara-nisaina ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra, dia hataony hoe: Nahoana ary no tsy nino azy hianareo?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0E44F8B6-DBAC-4A21-9432-3188B10A9F32
32
Fa raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, - natahotra ny olona izy, satria neken'ny olona rehetra fa mpaminany tokoa Jaona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|92BDDA03-B801-4318-9249-8B32BEAE17A5
33
Dia namaly an'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|14EE1ADE-7E52-4FA6-B3BA-7D03E69AF78C
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany