Toriteny na fanazavàna - "Ne crains pas, crois seulement."
Andininy Protestanta Malagasy 15 ary tonga tany amin'i Jesosy izy ka nahita ilay demoniaka izay, nisy ny legiona, fa indro izy nipetraka nitafy lamba sady ary saina; ka raiki-tahotra ny olona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|627A45C3-5881-4C5B-8654-3DAB8C273EE9 16 Ary izay efa nahita dia nilazalaza tamin'ny olona izay natao tamin'ilay demoniaka sy ny amin'ny kisoa. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6900BB8A-A742-4476-9CDB-F72171162C6D 17 Ary nifona tamin'i Jesosy izy mba hiala amin'ny taniny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BDD41A09-CBC2-456B-879B-5786CCF6AE8D 18 Ary rehefa hiondrana teo an-tsambokely Jesosy, dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C097B6DB-D7DA-4414-86BF-1F822615F3ED 19 Nefa tsy navelan'i Jesosy izy; fa hoy Izy taminy: Modia ihany any an-tranonao ho any amin'ny havanao; ka lazao aminy izay zavatra lehibe nataon'ny Tompo taminao sy ny namindrany fo taminao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|830BB23A-80E4-40BF-AF2C-C5342FDA7027 20 Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zavatra lehibe efa nataon'i Jesosy taminy; ka dia gaga ny olona rehetra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BED6D492-2D92-493E-A151-A924E17DD1FE
|