Toriteny na fanazavàna - "Ne crains pas, crois seulement."
Andininy Protestanta Malagasy 22 Dia avy ny anankiray tamin'ny mpanapaka ny synagoga, Jairo no anarany; ary rehefa nahita an'i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin'ny tongony qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0CEDA435-9E1B-4066-8CB8-4D333FF302AB 23 ka niangavy fatratra taminy hoe: Marary efa ho faty ny zanako-vavy kely; andeha re, mametraha ny tananao aminy, mba ho sitranaizy ka ho velona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0921E11E-5FFC-4595-A444-4F2082377B1C 24 Dia nandeha niaraka taminy Izy; ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ka nifanety taminy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A59E4380-5047-4DBB-8F47-56FB39CB7CF9
|