Toriteny na fanazavàna - "Qui est Celui-ci?" Toriteny na fanazavàna - "Qui est Celui-ci?(suite et fin)"
Andininy Protestanta Malagasy 30 Ary ny Apostoly niangona teo amin'i Jesosy ka nilaza taminy izay rehetra efa nataony mbamin'izay nampianariny. 31 Ary hoy Jesosy taminy: Avia hianareo hitokana any an-tany foana, ka mialà sasatra kelikely (fa maro no nifamoivoy, ka tsy nisy hihinanana aza). 32 Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana.
|