Toriteny na fanazavàna - "Ne comprenez-vous pas encore?" Toriteny na fanazavàna - "Les principes de la Croix" Toriteny na fanazavàna - "Suivre Jésus"
Andininy Protestanta Malagasy 1 Tamin'izany andro izany, nony betsaka indray ny vahoaka teo sady tsy nanan-kohanina izy, dia nantsoin'i Jesosy hanatona Azy ny mpianany ka nilazany hoe: qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|12375297-AB5B-4FD5-9472-064330B31468 2 Mahonena Ahy ireto vahoaka, fa hateloana izay no nitoerany taty amiko, sady tsy manan-kohanina izy; qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7B635F77-2018-4A20-ADE9-C881EC54135C 3 koa raha hampodiko ho any an-tranony mbola tsy nihinana izy, dia ho reraka eny an-dàlana, sady avy lavitra ny sasany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FEAD44A9-87E0-40D5-9149-22650D7978E8 4 Fa ny mpianany namaly Azy hoe: Aiza no hahazoana mofo aty an-efitra hahavoky ireto olona ireto! qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B8E54962-51CF-4215-9DE3-DFF3BBF4870C 5 Ary Izy nanontany azy hoe: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy ireo: Fito. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EDB19A99-0390-4018-86D0-4B3EA956DAC2 6 Dia nasainy nipetraka tamin'ny tany ny vahoaka; ary dia nandray ny mofo fito Izy, ka rehefa nisaotra, dia novakiny ka natolony ny mpianany mba harosony; dia narosony teny anoloan'ny vahoaka izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D70E104C-10BA-42AB-B2C0-96A11237B0FA 7 Ary nisy hazandrano madinika vitsy tao aminy; ka rehefa nanaovan'i Jesosy fisaorana ireo, dia nasainy naroso teny anoloany koa. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A245D187-2D5C-4291-B054-02A80B076FB2 8 Ary nihinana ny olona, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka nisy fito sobiky. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A1C9BA84-BB89-4F3F-ADB4-49C9EEF13289 9 Ary tokony ho efatra arivo ireo. Dia nampodiny izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC048728-24AA-4781-8216-2A251C828708 10 Ary niaraka tamin'izay dia niondrana an-tsambokely Izy mbamin'ny mpianany ka tonga tany amin'ny fari-tanin'i Dalmanota. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1D461B22-BE70-403D-8E41-01ECBEEF92A8 11 Ary ny Fariseo nankany, dia niady hevitra taminy ary naka fanahy Azy ka nitady famantarana avy any an-danitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4C1A1BF2-EF1F-47E4-A6E1-1454F457430E 12 Ary nisento mafy am-panahy Jesosy ka nanao hoe: Nahoana ity taranaka ity no mitady famantarana? Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy homena famantarana akory ity taranaka ity. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BED51DB9-AA67-4AF4-81BA-4FD508195D30 13 Ary nandao azy Izy, dia niondrana indray ka lasa nankeny am-pita. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|8E1895C3-EB7A-4BCB-AF93-D4528AB38074 14 Ary tsy tsaroan'ireo ny hitondra mofo, ka tsy nisy teo an-tsambokely afa-tsy mofo iray ihany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|69A6DA78-34BB-4EA6-BB63-1D1FB8A9798D 15 Dia nananatra azy Izy ka nanao hoe: Mihevera, ka mitandrema hianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny masirasiran'i Heroda. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|97618EA2-DEFB-4328-BB74-8F1B2EE4DB1C 16 Ary niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B41EE75C-6A37-490C-8A3C-4BB640BAC457 17 Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao taminy hoe: Nahoana hianareo no miara-misaina, satria tsy manana mofo? Tsy mbola mahazo an-tsaina na mahafantatra va hianareo? Efa mafy va ny fonareo? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B646CF26-CF71-47B6-BCAC-8CDACEB0668A 18 Mana-maso, fa tsy mahita va hianareo? Ary manan-tsofina, fa tsy mandre va hianareo? Ary tsy mahatadidy va hianareo? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|520965EC-0118-404D-A732-6BCD040E7D0D 19 Raha ny mofo dimy no novakiko ho an'ny dimy arivo, firy harona moa ny sombintsombiny nangoninareo? Hoy ny mpianany taminy: Roa ambin'ny folo. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EBAA536C-EF81-45A9-8BEA-74C546CD26A3 20 Ary raha ny mofo fito ho an'ny efatra arivo, firy sobiky moa no sombintsombiny nangoninareo? Dia hoy ny mpianany: Fito. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4E5366DF-2F06-4804-B116-0F1C9F300BC3 21 Ary hoy Izy taminy: Mbola tsy mahafantatra ihany va hianareo? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A6215103-696A-41EE-A09A-5F2E1C8680D7 22 Ary tonga tany Betsaida izy; ary nisy nitondra lehilahy jamba teo amin'i Jesosy ka nangataka taminy hanendry ilay jamba. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|13DEAE8A-22F5-4C29-A9A9-DF7A9847A730 23 Ary nitantana ilay jamba Izy ka nitondra azy teny ivelan'ny tanàna; ary rehefa nororany ny masony, ka napetrany taminy ny tanany, dia nanontaniany hoe izy: Mahita zavatra va hianao? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|566722FA-4779-491A-98FC-1BEA4B9E5333 24 Dia niandrandra ralehilahy ka nanao hoe: Mahita ny olona aho; fa toa hazo ny fijeriko azy, saingy mamindra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DA383869-5534-478E-ABF4-A5477BC7FFE3 25 Dia napetrany tamin'ny masony indray ny tanàny, dia nibanjina ralehilahy ka nahiratra tsara, ary hitany miharihary ny zavatra rehetra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|31D2C3A1-640E-4A8F-B712-75CC557B9BA2 26 Ary Jesosy nampody azy ho any an-tranony ka nanao hoe: Aza mankao an-tanàna. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A607F6D7-2BE2-4C01-BB10-F2C7C3BF4945 27 Ary Jesosy sy ny mpianany dia lasa nankeny amin'ireny tanàna momba an'i Kaisaria-filipo; ary nony teny an-dàlana dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ataon'ny olona ho iza moa Aho? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|86010971-8D6E-4E68-A09F-95BE6230D8DD 28 Ary izy nanao taminy hoe: Jaona Mpanao-batisa; fa hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Anankiray amin'ny mpaminany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EFA9C234-C23F-4938-BF88-2DAFF27C425F 29 Ary Jesosy nanontany azy hoe: Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza? Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Hianao no Kristy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|22E69D92-6409-4DBA-AC7F-AAD73C9AD018 30 Ary nandrara azy rehetra Izy mba tsy hilazalaza Azy amin'olona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|547E9A3C-E10B-4313-8C32-6929B0F402CE 31 Dia nampianatra azy Izy fa ny Zanak'olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, dia hovonoiny, ary rehefa afaka hateloana, dia hitsangana indray Izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CFC21D94-936B-4BE4-9DD0-03050678F7F3 32 Ary naharihariny tsara no filaza izany teny izany. Ary Petera nanohina Azy hitanila kely, dia niteny mafy Azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC4D04B0-6EE4-4950-8FC5-88CEB03272DD 33 Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra hianao, fa izay an'ny olona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9C92ABA1-9F2B-4CB3-A7AD-241815F7F443 34 Ary nantsoiny hanatona Azy ny vahoaka mbamin'ny mpianany, dia hoy Izy taminy: Raha misy ta-hanaraka Ahy, dia aoka izy handa ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A8F667A-A2D3-47E7-A5D2-673B402CB1EC 35 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara, dia hamonjy izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|98560359-314A-49F2-A986-B06E986B732C 36 Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A7E4F77-652E-452E-9AB4-0ED2D52D327B 37 Fa inona no homen'ny olona ho takalon'ny ainy? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CE645DB8-49AB-4513-985B-BDBF6A543800 38 Fa na iza na iza no ho menatra Ahy sy ny teniko amin'ity taranaka sady mijangajanga no manota ity, dia ho menatra azy kosa ny Zanak'olona, raha avy amin'ny voninahitry ny Rainy mbamin'ny anjely masina. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F0755FF5-5B74-491F-B395-5B597D1803D1
|