Marka 8: 31-33
Toriteny na fanazavàna - "Ne comprenez-vous pas encore?" 
Toriteny na fanazavàna - "Les principes de la Croix" 
Toriteny na fanazavàna - "Suivre Jésus" 

Andininy
Protestanta Malagasy
31
Dia nampianatra azy Izy fa ny Zanak'olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, dia hovonoiny, ary rehefa afaka hateloana, dia hitsangana indray Izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CFC21D94-936B-4BE4-9DD0-03050678F7F3
32
Ary naharihariny tsara no filaza izany teny izany. Ary Petera nanohina Azy hitanila kely, dia niteny mafy Azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DC4D04B0-6EE4-4950-8FC5-88CEB03272DD
33
Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra hianao, fa izay an'ny olona.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9C92ABA1-9F2B-4CB3-A7AD-241815F7F443
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany