Andininy Protestanta Malagasy 31 Ary, indro, hitoe-jaza hianao ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany dia hataonao hoe JESOSY. 32 Izy ho lehibe ka hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra; ary Jehovah Andriamaniny hanome Azy ny seza fiandrianan'i Davida rainy;
|