Andininy
Protestanta Malagasy
25
Ary, indro, nisy mpahay lalàna anankiray nitsangana ka naka fanahy an'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AFCEE75A-7552-4351-B50A-70B7485F39C1
26
Ary hoy Izy taminy: Inona no voasoratra ao amin'ny lalàna? Manao ahoana no famakinao azy!
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E1ACCEB0-57BF-4581-ABCA-2FA93CFC4D7B
27
Ary izy namaly ka nanao hoe: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny herinao rehetra ary ny sainao rehetra ( Deo.6.5); ary Tiava ny namanao tahaka ny tenanao( Lev.19.18).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9856CC39-DDF1-4CB9-956C-CB430D6A3816
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany