Andininy Protestanta Malagasy 50 mba hadinina amin'ity taranaka ity ny ran'ny mpaminany rehetra izay nalatsaka hatramin'ny nanorenana izao tontolo izao, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2B4D830B-2A02-4F55-A923-64D2D78F8F43 51 dia hatramin'ny ran'i Abela ka hatramin'ny ran'i Zakaria, izay novonoina teo anelanelan'ny alitara sy ny tempoly. Eny, lazaiko aminareo marina tokoa fa hadinina amin'ity taranaka ity izany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E5983115-4A97-40EB-8F72-93028C93EAC5
|