Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary Jesosy niditra ka nandeha namaky an'i Jeriko.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C7FC895D-9CA7-4212-BEA6-650BA954D44E
2
Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Zakaiosy, izay lehiben'ny mpamory hetra sady nanan-karena.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|55AF2FE1-906C-497F-ABF0-646445119BF2
3
Ary nitady hahita izay Jesosy izy, kanefa tsy afaka noho ny habetsahan'ny olona nifanety, satria fohy izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B21B5FA4-4EC4-44B1-B793-E76B5B8CEDF3
4
Dia nihazakazaka nialoha izy ka nananika aviavy hizaha an'i Jesosy; fa efa handalo tamin'izany làlana izany Izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E74CBFDD-DB2F-445D-8B4D-F6924B284657
5
Ary rehefa tonga teo Jesosy, dia niandrandra ka nanao taminy hoe: Ry Zakaiosy, midina faingana; fa tsy maintsy mitoetra ao an-tranonao Aho anio.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|67C6E499-10BB-4BD9-B034-C77D38749AB0
6
Dia nidina faingana izy ka nampiantrano Azy sady faly.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CBEFC16C-B668-48CB-90D3-A5A49C6379FD
7
Ary raha nahita izany izy rehetra, dia nimonomonona ka nanao hoe: Lasa nandeha hiantrano amin'izay lehilahy mpanota Izy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4E90222C-E89E-45F1-A39F-CF370216316C
8
Fa Zakaiosy kosa nitsangana ka nanao tamin'ny Tompo hoe: Indro, Tompoko, ny antsasaky ny fananako omeko ho an'ny malahelo; ary raha misy zavatr'olona nalaiko tamin'ny fanambakana, dia honerako avy efatra heny izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CDE8BED9-4AE6-4C0F-A8B6-F2E3B577CE55
9
Ary hoy Jesosy taminy: Anio no tonga eto amin'ity trano ity ny famonjena, fa izy dia zanak'i Abrahama koa.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E0E8A121-2443-44A4-A42A-3A433B5E6CC4
10
Fa efa tonga ny Zanak'olona hitady sy hamonjy ny very.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E1E074FB-22B9-4547-AA1D-1CCD7114C5EA
11
Ary raha mbola nihaino izany ny olona, dia nandroso niteny ihany Jesosy ka nanao fanoharana, satria efa akaiky an'i Jerosalema Izy, ka nataon'ny olona fa hiseho faingana ny fanjakan'Andriamanitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CBF4E069-1959-46B1-B476-85E79E0CB78E
12
Dia hoy Izy: Nisy andriandahy anankiray nandeha nankany an-tany lavitra mba handray fahefana hanjaka, dia hiverina.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4AC1D972-EF06-465E-A73B-B1E7E455A227
13
Dia niantso folo lahy tamin'ny mpanompony izy ary nanome azy farantsafolo ka nanao taminy hoe: Mandrantoa mandra-pihaviko.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3D02A2EE-D6B8-4CF9-A177-F555FEC6D90D
14
Fa ny vahoakanynankahala azy, dia nampitondra teny nanaraka azy nanao hoe: Tsy manaiky hanjakan'iny lehilahy iny izahay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BAF7DD86-2196-41FB-A813-7701B6A0D713
15
Ary nony tafaverina izy, rehefa nandray fahefana hanjaka, dia nasainy nantsoina hankeo aminy izany mpanompo nomeny ny vola izany mba hahitany izay azony tamin'ny fandrantoana.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5845D239-EB61-4BFB-AF09-9C1A1758753F
16
Dia tonga ny voalohany ka nanao hoe: Tompoko, ny farantsanao iray efa nahazoana tombony farantsa folo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CF3F0330-7178-4852-8E7E-F905AC615503
17
Ary hoy izy taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara; satria nahatoky tamin'ny kely indrindra hianao, dia manapaha tanàna folo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|72FEE48D-5BB3-4BA2-86A3-334ACAA74AA3
18
Dia tonga ny anankiray koa ka nanao hoe: Tompoko, ny farantsanao iray efa tonga farantsa dimy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|00A609A5-16D3-421D-866B-E2675EE86161
19
Ary hoy koa izy tamin'io: Manapaha tanàna dimy kosa hianao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5168B993-E54A-49EC-BE6E-B21534272E44
20
Fa tonga kosa ny anankiray ka nanao hoe: Tompoko, indry ny farantsanao, izay notehiriziko voafono amin'ny mosara.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BB846A23-06EE-4EB5-BB68-5D7B6C496D2A
21
Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary hianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B4881F2A-9596-43D5-AB95-30EFBC744C75
22
Ary hoy ny tompony taminy: Ny vavanao no hitsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy: fantatrao fa izaho dia olona mila voatsiary ka maka izay tsy napetrako, ary mijinja izay tsy nafafiko;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E589F4F6-8E76-412A-AC7A-D5FA0F5CCBD8
23
koa nahoana no tsy napetrakao tamin'ny mpanàna vola ny volako, ka rehefa tonga aho, dia ho nandray ny ahy mban-janany?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|402839DA-BDE9-4878-A18A-529085E649A9
24
Ary hoy izy tamin'izay nitsangana teo anilany: Alao ny farantsa eny aminy, ka omeo ilay manana farantsa folo
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6AC694C5-A81D-44DE-BBA3-21992D5070EB
25
(fa hoy ireo taminy; Tompoko efa manana farantsa folo izy).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6BA91DAA-8313-46BC-8ABE-EF61B11D16FE
26
Lazaiko aminareo: Izay rehetra manana dia homena; fa ny amin'izay tsy manana, na dia izay ananany aza dia halaina aminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E2F5CE20-FCC8-489C-ADCC-079FCB2C8591
27
Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento aty, ka vonoy eto anatrehako.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C6EC7C7F-D03A-40F2-A0CC-F52A7073BA59
28
Ary rehefa niteny izany Izy, dia nandeha nialoha hiakatra ho any Jerosalema.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|37EB4793-429C-472E-AAF4-61832FBB6F8A
29
Ary raha nanakaiky an'i Betifaga sy Betania teo an-tendrombohitra atao hoe Oliva Izy, dia naniraka roa lahy tamin'ny mpianatra
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|BCE6A154-349D-4B7B-A264-63AFE465AD0D
30
ka nanao hoe: Mankanesa amin'iroa vohitra tandrifinareo iroa; ary raha vao miditra ao hianareo, dia hisy zana-boriky mifatotra ho hitanareo, izay tsy mbola nitaingenan'olona; vahao izy, ka ento ety.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C737BF55-A18C-4208-8361-8A16AF0DB671
31
Ary raha misy manontany anareo hoe: Nahoana no vahanareo io? Dia izao no holazainareo: Misy raharaha analan'ny Tompo azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3E7BCA02-3544-47BE-A6E5-9C141EA6C4E6
32
Ary nony nandeha ireo nirahina, dia nahita araka izay nolazainy taminy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|53B2F315-002D-4311-8C27-34A59BF69C44
33
Ary raha namaha ny zanan-boriky izy, dia hoy ny tompony taminy : Nahoana no vahanareo ny zana-boriky?
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|904886CA-51B4-4592-BEEE-90E4ACA5AC27
34
Ary hoy izy: Misy raharaha analan'ny Tompo azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|6DF344E8-190B-4058-8013-CDD248EC68F8
35
Dia nitondra azy ho any amin'i Jesosy izy ary nametraka ny lambany teo ambonin'ny zana-boriky, ka nampitaingeniny azy Jesosy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EA96FB7D-DC83-466B-BF11-286203FF491A
36
Ary raha nandeha Jesosy, dia namelatra ny lambany teny an-dàlana izy ireo.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3669218F-0ED4-4D49-8850-DFD88CC91366
37
Ary rehefa nanakaiky Izy ka tonga teo am-pidinana amin'ny tendrombohitra Oliva, dia nifaly avokoa ny mpianatra maro be ka nidera an'Andriamanitra tamin'ny feo mahery noho ny asa lehibe rehetra izay efa hitany
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A716B032-2A68-44FC-A5A4-226956B47D99
38
ka nanao hoe: Isaorana anie ny Mpanjaka, Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah. Fiadanana any an-danitra ary voninahitra any amin'ny avo indrindra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A78A4B12-6EC2-404A-BD7A-655504754C5C
39
Fa ny Fariseo sasany, izay teo amin'ny vahoaka, nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, rarao ny mpianatrao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C611288F-8E6F-49C2-94C8-528E2ED6AE6D
40
Fa Izy namaly ka nanao hoe: Lazaiko aminareo fa raha mangina ireo, dia ny vato no hiantsoantso.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7C867FBC-64C0-451E-9B47-D22A9986920E
41
Ary raha nanakaiky Izy ka nahita ny tanàna, dia nitomany azy
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F027190F-8EDD-4758-B899-75486CE8B82E
42
ka nanao hoe: Raha mba nahafantatra mantsy hianao na dia amin'ity andro ity aza izay momba ny fiadanana! -fa ankehitriny miafina amin'ny masonao izany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5A2D8D93-52E8-4A95-AE9E-2B657A8B8388
43
Fa ho avy aminao ny andro izay hananganan'ny fahavalonao lovon-tany manodidina anao, ka hanemitra anao izy ka hanidy anao manodidina
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F60FBB7B-EF0C-4CE3-8528-3A3F4346B9AF
44
ary hamongotra anao hatramin'ny tany mbamin'ny zanakao ao anatinao, ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin'ny tsy nahafantaranao ny andro namangiana anao.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|ADF72E87-9190-44D4-806A-2C9A69B753C3
45
Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesosy, dia nandroaka izay nivarotra
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7A74CD73-C1E1-4C84-B689-77092C75FF63
46
ka nanao taminy hoe: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko dia trano fivavahana (Isa.56.7); fa hianareo kosa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy (Jer.7.11).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|AE9AF6CB-A95E-480F-B13B-A9AC54F267F5
47
Ary nampianatra isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Izy. Fa ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona nitady hahafaty Azy;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|18B72248-8E1B-4A1D-A5E3-0371659D285F
48
nefa tsy hitany izay hataony, satria ny vahoaka rehetra nazoto dia nazoto hihaino Azy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9D459FEB-2960-4541-AF0D-64D5E8A54DC9
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany