Andininy Protestanta Malagasy 13 Ary indreo, nisy roa lahy tamin'ireny nandeha tamin'izany andro izany fa hakany amin'ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enim-polo stadioraha any Jerosalema. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBFF5A26-AEE4-4710-8167-55FE6ED936F4 14 Dia niresaka ny amin'izay zavatra rehetra nanjo izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CE3E18F5-3701-43BF-93D1-FB6538EF7CCF 15 Ary raha mbola niresaka sy niara-nisaina izy, dia nanatona Jesosy ka niaraka taminy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|2026C29B-C27C-443F-813A-A84948C17A62
|