Andininy Protestanta Malagasy 25 Ary hoy Izy taminy: Ry adala sy votsa saina ka tsy mino izay rehetra nolazain'ny mpaminany. 26 Moa tsy tokony ho niaritra izany va Kristy ka hiditra any amin'ny voninahiny? 27 Dia nanomboka hatramin'i Mosesy sy ny mpaminany rehetra Izy, ka nanambara taminy ny hevitry ny teny milaza Azy ao amin'ny Soratra Masina rehetra.
|