Andininy Protestanta Malagasy 1 Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|1A2D9EB9-231C-4B58-A8D3-53B7EA7F26A9 2 Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B6FC0C64-FB98-44A7-AE69-E8159B258F3B 3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|62EF2AA5-3DE3-4826-8F6A-6E30A465AE4B 4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|15AD056C-F663-4402-9332-78208D229965 5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy. 2[Na: tsy nahasakana azy]. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|100DA2AE-B493-4B92-A2C6-7DB90A2B9E9E 6 Nisy lehilahy nirahin'Andriamanitra, Jaona no anarany. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|EF055E83-87FA-482C-BBFC-4CB5F4D13BCB 7 Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan'ny olona rehetra noho ny teniny. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9268ED06-67AB-408B-AA45-0023CEF1CD27 8 Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|24E5423D-1093-4C46-B1EF-A193868D4CDF 9 Tao ny tena Mazava3[Izy no tena Mazava.] Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin'izao tontolo izao. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|06AC8752-54C9-4428-A97C-2EE9DDF47CC0 10 Teo amin'izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao tsy nahalala Azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|01B75111-CF37-465E-BCCC-1DA44FBE59EB 11 Tonga tany amin'ny Azy Izy, fa ny Azy tsy nandray Azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D3034B2D-519C-4B6E-8764-1A5B6C366C23 12 Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E5495A0E-96E5-4B0C-921E-562392F637C0 13 dia ireo izay tsy nateraky ny ra, na ny sitrapon'ny nofo, na ny sitrapon'ny olona, fa naterak'Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CC8D04ED-EB8B-44A4-AA64-F471554E5671 14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4A3FA707-B609-4B38-BB89-EFAD33048E41
|