Andininy Protestanta Malagasy 14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4A3FA707-B609-4B38-BB89-EFAD33048E41 15 Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy ao aoriako dia efa tonga eo alohako, stria talohako Izy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|487C57A9-5C30-4242-B1DA-D0BADEF541FB 16 Fa tamin'ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|52DCA3A2-FFFE-4CDF-BE3A-A1AA39C77643 17 Fa ny lalàna dia nomena tamin'ny alalan'i Mosesy; fa ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia tonga tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FBA6C93E-0931-43D3-AF5F-83FDF8CD86F2 18 Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanakalahy Tokana, Izay ao an-tratran'ny Ray, Izy no nanambara Azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|9A8E923F-F032-4475-A294-117470374F36
|