Andininy Protestanta Malagasy 11 Izany no nolazainy; ary rehefa afaka izany, dia hoy Izy taminy: Matory Lazarosy sakaizantsika; fa handeha hamoha azy Aho. 12 Dia hoy ny mpianatra taminy: Tompoko, raha matory izy, dia ho tsara ihany [Gr. hovonjena]. 13 Nefa Jesosy nilaza ny fahafatesany; fa nataon'izy ireo kosa fa ny fialan-tsasatra amin'ny torimaso no nolazainy. 14 Ary tamin'izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy;
|