Andininy Protestanta Malagasy 7 Dia hoy Jesosy: Avelao izy, mba hotehiriziny ho amin'ny andro hanamboarany Ahy halevina io. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5A146BC7-8A3D-429A-B994-0F2BF2A1758F 8 Fa ny malahelo dia ety aminareo mandrakariva; fa Izaho tsy mba ho ety aminareo mandrakariva. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CBD1FFD0-7C8E-47EB-AAD8-28D32AA81D8B 9 Ary ny vahoaka betsaka tamin'ny Jiosy nahalala fa teo Izy, dia tonga teo, nefa tsy noho Jesosy ihany, fa mba hahita an'i Lazarosy koa, ilay natsangany tamin'ny maty. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|20D5AE62-9919-4E05-B04E-BCBB67415CC8 10 Fa nihendry hahafaty an'i Lazarosy koa ny lohan'ny mpisorona, qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|04EE55BE-7F7D-4B0C-8006-8037424281DA
|