Andininy Protestanta Malagasy 1 Ary nisy Fariseo anankiray atao hoe Nikodemosy, mpanapaka tamin'ny Jiosy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|FAA2EFF6-9FF5-41D5-8BD5-9C2A93DF30DA 2 Izy nankao amin'i Jesosy nony alina ka nanao taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpamianatra avy amin'Andriamanitra Hianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao, raha tsy Andriamanitra no momba azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C3985F8F-EE14-4E54-BFEA-249A299D9911 3 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray [Na: ateraka avy any ambony.] ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C9A60236-61B3-4498-BCCA-477BBA590A30
|