Andininy Protestanta Malagasy 23 Ary nony efa nokapohiny mafy dia mafy izy, dia nataony tao an-trano-maizina, ka nasainy niambina azy tsara ny mpiandry trano-maizina. 24 Ary rehefa nahazo teny toy izany- ralehilahy dia nataony tao amin'ny trano-maizina anatiny indrindra izy, ary ny tongony nobolokiny mafy tamin'ny boloky hazo.
|