Andininy Protestanta Malagasy 29 Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy amboadia masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4B4ABF28-1A9F-435F-A564-B99D2EAE825E 30 Ary avy aminareo no hiposahan'ny olona sasany mitory teny tsy marina hitaona ny mpianatra hanaraka azy. qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0460BE17-7A85-4276-87FE-E9EC18E42442
|