Asa 6: 1-2

Andininy
Protestanta Malagasy
1
Ary tamin'izany andro izany, rehefa nihamaro ny isan'ny mpianatra, dia nimonomonona tamin'ny Hebreo ny Helenista, satria tsy mba enina tamin'ny fiantrana isan-andro ny mpitondratenany.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F8A4EEE3-10DE-484C-A4F0-470BB8CDB641
2
Ary ny roa ambin'ny folo lahy nampiangona ny mpianatra rehetra ka nanao hoe: Tsy mety raha mandao ny tenin'Andriamanitra hitandrina latabatra izahay.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|F0B6CE2C-5D87-461E-B677-C029D3BF5A25
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany