Andininy Protestanta Malagasy 3 ny amin'ny Zanany, Izay nateraka avy tamin'ny taranak'i Davida araka ny nofo, 4 ary naseho tamin-kery ho Zanak'Andriamanitra araka ny fanahin'ny fahamasinana tamin'ny fitsanganana tamin'ny maty, dia Jesosy Kristy Tompontsika,
|