Andininy Protestanta Malagasy 14 Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory? qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|7670E2B2-7CCE-4CA9-9217-DA5C2786FBE0 15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly? (Isa. 52. 7). qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|C2891104-90B9-49F4-A3FA-353C1C9A214D
|