Andininy
Protestanta Malagasy
9
Aoka ny fitiavana ho amin'ny tsi-fihatsarambelatsihy; mankahalĂ  ny ratsy; mifikira amin'ny tsara.
10
Mifankatiava araka ny fifankatiavan'ny mpirahalahy; mitariha lĂ lana amin'ny fanomezam-boninahitra.
11
Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin'ny fanompoana ny Tompo.
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany