Andininy
Protestanta Malagasy
10
araka ny voasoratra hoe: "Tsy misy marina na dia iray akory aza;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|78803FB9-A115-49F8-87D3-0A93473465F5
11
Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an'Andriamanitra.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|DEE81FC1-3C46-4497-88E8-B1AB8E508984
12
Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza" (Sal. 14. 1-3).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|34E6C4F9-7382-4AF5-A862-A14285AEFA99
13
Fasana misokatra ny tendany; Ny lelany no anaovany fitaka (Sal. 5.9); Ny poizin'ny menarana no ao ambanin'ny molony (Sal. 140.3);
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|D394A587-1078-406C-BA61-932EACEFD0CD
14
Feno ozona sy fangidiana ny vavany (Sal. 10.7);
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|E93F3CAA-62A1-414E-B964-6B75806F9066
15
"Ny tongony mimaona handatsa-dra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|5FC1B822-489B-41CA-9200-15CA75A0790D
16
Fandravana sy fandringanana no eo amin'ny alehany;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|B8D7D528-7691-494B-B65C-8795121B8641
17
Ary ny làlan'ny fiadanana dia tsy fantany" (Isa. 59. 7, 8);
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|A88657FF-F2D0-4912-BF2E-07BC9611957A
18
Tsy misy fahatahorana an'Andriamanitra eo anoloan'ny masony (Sal. 36. 1).
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|3B4FB2B0-3BCC-4E03-9FE7-C01707E93905
19
Ary fantatsika fa izay zavatra lazain'ny lalàna dia lazainy amin'izay manana ny lalàna, mba ho voatampina avokoa ny vava rehetra, ka hiharan'ny fitsaran'Andriamanitra izao tontolo izao,
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|CD50E155-1CF2-408A-8518-C321840B9121
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany