Andininy
Protestanta Malagasy
12
Koa izany dia tahaka ny nidiran'ny ota avy tamin'ny olona iray ho amin'izao tontolo izao, ary ny ota no nidiran'ny fahafatesana, ka nahatratra ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|0BB4A003-65BE-4291-80C8-AB0AFA3BFA3F
13
fa hatrany alohan'ny lalàna aza dia nisy ota tamin'izao tontolo izao; nefa tsy isaina ny ota, raha tsy misy lalàna;
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|98B74784-173D-419A-AE1E-7CE96B5E1C31
14
fa ny fahafatesana nanjaka hatramin'i Adama ka hatramin'i Mosesy, na dia tamin'izay tsy nanota tahaka ny nanotan'i Adama aza, izay tandindon'Ilay ho avy.
qt8gt0bxhw|0000001747DC|Baiboly|Bible|text|4E7B216C-508B-4221-B771-352DFBA0B6CD
Boky  Toko  Andininy  Andininy farany